plt_tn/job/19/17.md

864 B
Raw Permalink Blame History

Fampahafantarana aminny Ankapobeny:

Manohy ny firesahany amin'ireo namany telo i Joba.

Manafintohina ny vadiko ny fofonaiko

Eto, ny "fofonaina" dia mampiseho ny fofon'ainy. Raha manafintohina ny zavatra iray dia midika izay fa halany. DH: "Halan'ny vadiko ny fofon'aiko"

ireo izay nateraky ny kibon'ny reniko

Joba dia manondro ireo rahalahiny sy ireo anabaviny eto mba hilazana an-kolaka fa ireo dia olona tokony ho tia azy. DH: "ny rahalahiko" na "ny rahalahiko sy anabaviko"

manao tsinontsinona ahy

"mankahala ahy" na "tsy tia ahy"

miteny manohitra ahy izy ireo

"maniratsira ahy izy ireo" na "manesoeso ahy izy ireo"

Ireo namako nahazatra rehetra

Io dia manondro ireo namany akaiky. DH: "ireo namako akaiky rehatra" na "ireo namako izay nizarako ny tsiambarateloko"

mankahala ahy

"rikoriko amiko"

nivadika tamiko

"namadika ahy"