plt_tn/job/19/05.md

862 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny firesahany amin'ireo namany telo i Joba.

Raha hanandratra ny tenanareo ho amboniko tokoa ianareo

"Raha mihevitra ianareo fa tsara kokoa noho izaho" na "satria ianareo manao fihetsika fa tsara kokoa noho izaho"

ary hampiasa ny fahafam-barakako hanohitra ahy

Ny fanaovan'izy ireo izany dia azo lazaina mazava. DH: "ary mihevitra fa ny fahafaham-barakako no porofo manohitra ahy" na "ary mampiasa ny fahafaham-brakako ho porofo fa fa meloka aho"

nahatratra ahy tamin'ny haratony

Resahin'i Joba toy ny hoe Andriamanitra no mpihaza nahazo azy tamin'ny haratony. Io fanoharana io dia mampiseho ny fifehezan'Andriamanitra an'i Joba sy ny fahatsapany ny tsy fahafaha-manoatra. DH: "efa nahavoafandrika ahy" na "efa nadray ny fifehezana ahy" na " "efa nifehy izay mihatra amiko, koa dia tsy afa-manoatra aho