plt_tn/job/18/21.md

406 B

Famaphafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny fanoritsoritany ny olona ratsy fanahy i Bildada.

ny tranon'ny olona tsy marina, dia toeran'ireo izay tsy mahalala an'Andriamanitra

Ireo andian-teny roa ireo dia mitovy ny dikany ary manondro olona mitovy. Ireo olona ireo eto dia tondroina amin'ny alalan'ny toerana ipetrahan'izy ireo. DH: "ny olona tsy marina, ireo izay tsy mahalala an'Andriamanitra"