plt_tn/job/16/01.md

747 B

mpampionona mahonena avokoa ianareo

"mampahonena ahy kokoa ianareo rehetra, raha tokony hampionona ahy"

Mba hisy fiafarany ve ireo teny tsy misy fotony?

Mampiasa i fanontaniana fampisainana io i Joba mba hanehoany fa maniry azy ireo hanatsahatra ny fitenenana tsy misy fotony izy. Io fanontaniana io dia azo soratana ho fanambarana. DH: "Akory ny fanairiako ny hanatsaharana ireo teninareo tsy misy fotony!"

Inona no olanao no dia mamaly tahaka izao ianao?

Mampiasa io fanontaniana fampisainana io i Joba mba hitenenana mafy an'i Elifaza. Eto, ny teny hoe "ianao" dia manondro an'i Elifaza izay vao avy niteny tamin'i Joba. Io fanontaniana io dia azo soratana ho fanambarana. DH: "ry Elifaza, atsaharo ny famalianao ahy tahaka izany!"