plt_tn/job/15/29.md

1.0 KiB

Tsy hanan-karena izy; tsy haharitra ny hareny

Ireo fanalefahan-kevitra roa ireo dia mampiseho ny mifanohitra amin'ny manan-karena, fa hahantra izy; hanjavona avokoa ny volany rehetra"

na ny alokany aza dia tsy haharitra eto an-tany

Io dia mamerina ny hevitra fa ny fananan'ny ratsy fanahy rehetra dia hanjavona avokoa. Ny fandikana hafa dia mamaky hoe: "tsy hiparitaka amin'ny tany harenany."

hivoaka avy ao amin'ny aizina

Ny fahamaizinana eto dia mampiseho fahafatsana. DH: "hivoaka ny haizin'ny fahafatesana" (UDB)

hisy afo handevona ny mololony

Ny afo eto dia mampiseho ny fitsaran'Andriamanitra ary ny fahamaizan'ny molony dia na ny fanjavonan'ny harenany, na ny hahafatesany. DH: "Hanaisotra izay rehetra hanany Andriamanitra, tahaka ny fanamainan'ny afo ny sampana mando amin'ny hazo"

fofonaina avy amin'ny vavan'Andriamanitra

Eto, ny "fofonain Andriamanitra dia mampiseho ny fitsarany. DH: "fofonain'Andriamanitra" na fitsaran'Andriamanitra"

no halasàny

Io dia mampiseho ny fahafatesany. DH: "hahafatesany"