plt_tn/job/15/07.md

1.5 KiB
Raw Permalink Blame History

Fampahafantarana aminny Ankapobeny:

Isaky ny andalana dia fampitoviana izay mirakitra fanontaniana fampisaianana roa.

Moa ianao no olona teraka voalohany?

Ny valin-teny miafina eto dia "tsia". Io fanontaniana fampisainana io dia azo soratana ho fanambarana. DH: "tsy ianao no olona teraka voalohany"

Moa ve natao nisy talohan'ireo havoana ianao?

Ny valin-teny miafina eto dia "tsia". Io fanontaniana fampisainana io dia azo soratana ho fanambarana. DH: "tsy nisy talohan'ny havoana ianao" na "tsy nampisy anao mialohan'ny hampisiany ny havoana Andriamanitra"

Moa ve efa nandre ny fahalalana miafin'Andriamanitra ianao?

Ny valin-teny miafina eto dia "tsia". Io fanontaniana fampisainana io dia azo soratana ho fanambarana. DH: "Tsy mpbola naheno ny fahalalana miafin'Andriamanitra ianao"

Moa feranao ho amin'ny tenanao ihany ny fahendrena?

Io fanontaniana fampisainana io dia manamafy fa tsy afaka mametra ny fahendrena ho amin'ny tenany izy. Io dia azo soratana ho fanambarana. DH: "tsy afaka mametra ny fahendrena ho aminao ianao" na "tsy ianao irery no olon-kendry"

Inona no fantatrao izay tsy fantatray?

Ny valin-teny miafina eto dia "tsy misy." Io fanontaniana fampisainana io dia azo soratana ho fanambarana. DH: "tsy misy zavatra fantatrao ka tsy fantatray" na "fantatray ihany ny zava-drehatra fantatrao"

Inona no takatrao izay tsy aminay ihany koa?

Io dia miresaka ny olona manana fahazavan-tsaina toy ny hoe misy zavatra "ao anatin" izy ireo. DH: "takatray avokoa izay takatrao"