plt_tn/job/15/04.md

1.3 KiB

mampietry

"mamotika" na "manafoana"

manaisotra

"manetry" na "manala"

fanoloran-tena ho

"fisaintsainana"

ny helokao no mampianatra ny vavanao

Io fanoritsoritana "heloka" io dia resahina toy ny hoe misy mpampianatra ary ny vavan'i Joba dia soritana toy ny hoe fianarana. Io dia midika fa ny lahateniny dia misy fiantraikany tanteraka amin'ny helony. DH: "ny helokao dia trahaka ny mpampianatra ary nhy vavanao dia tahaka ny mpianany" na "fa noho'ny fahotanao no hireshanao ny fahazaranao"

ny vavanao

Io miresaka an'i Joba, saingy manondro ny "vavany" miampy ny fanamafisana izay lazainy. DH: "miteny ianao" na "miteny izay teneninao ianao"

hanana ny lelan'ny olom-petsy ianao

Ny fanondroana ny fomban'ny olom-petsy dia miresaka ny "lelany." DH: "miteny amin'ny fomban'ny olom-petsy"

hafetsena

"fitaka"

Ny vavanao ihany no manameloka anao

Io dia manondro an'i Joba sy Elifaza amin'ny alalan'ny "vava"n'izy ireo sy mba hanamafisana izay lazain'izy ireo. DH: "voahelok'izay lazainao ianao, fa tsy tsy izay lazaiko" na "manameloka ny tenanao amin'izay lazainao ianao , fa tsy izaho ny manameloka anao"

ny molotrao ihany no miampanga anao

Io dia miresaka an'i Joba, saingy manondro ny "molony" mba hanamafisana izay lazainy. DH: "ny teninao ihany" na "miampanga ianao"