plt_tn/job/10/01.md

1.1 KiB

Sasatra ny miaina aho

"Leo ny miaina aho"

hilaza malalaka ny fitarainako aho

Ny anarana "fanehoana" sy "fitarainana" dia azo atao matoanteny "maneho" sy "mitaraina". DH: "Haneho an-kalalahana izay tsy maintsy hitarainako" na "hiady hevitra an-kalalahana aho"

hiresaka amin'ny fangidian'ny fanahiko aho

Ampitahaina amin'ny tsiro manginy izay tasapan'i Joba. Ny anarana "ngidy" dia azo atao tambinteny "amim-pangidiana." DH: "Hiteny amim-pangidiana ny ao anatiko" na "hiteny amim-pangidiana aho"

Mety aminao ve ny mampahory ahy, ny manao tsinontsinona ny asan'ny tanako eo am-pitsikiana amin'ireo tetiky ny ratsy fanahy?

Io fanontaniana io dia mitaky valin-teny ""tsia" ary azo soloina ho fanambarana. DH: "Tsy tsara ny hampahorianao ahy, ny hanaovanao tsinontsinona ny asan'ny tanako, raha mitsiky amin'ny tetiky ny ratsy fanahy ianao."

the work of your hands

Ny tanana eto dia manondro ny herin'ny famoronanan'Andriamanitra. DH: "izay efa noforoninao"

am-pitsikiana amin'ireo tetiky ny ratsy fanahy?

Ny fomba fiteny "mitsiky amin'ny" eto dia maneho ny fankasitrahan'Andriamanitra. DH: "Mankasitraka ny tetiky ny ratsy fanahy"