plt_tn/job/09/32.md

796 B

hamaly Azy

Azo tovanana ny fampahafantarana miafina. DH: "hamaly ny fiampangana azy hanohitra ahy" na "hiaro ny tenako" na "hiady hevitra ny amin'ny maha tsy manan-tsiny ahy aminy"

hiaraka tonga eo amin'ny fitsaràna

"miara-tonga eny amin'ny fitsarana." Eto, ny "fitsarana" dia toerana izay halehan'ny olona ka handaminan'ny mpitsara iray ny fifandirana. "Miaraka mankany amin'ny fitsarana" dia sarin-tenin 'ny fifampitoriana araka ny fitsaràn'ny lalàna. DH: "hifanandrina eo anatrehan'ny lalàna"

Tsy misy mpitsara eo anelanelanay

Io dia midika fa tsy misy mpitsara lehibe noho ny Tompo ka afaka manapa-kevitra ny amin'izay marina eo aminy sy i Joba.

hametraka ny tanany

Ny "mametraka ny tanany" eto dia midika ho fanana hery na fahefana. DH: "mampiato" na "manana fahefana eo"