plt_tn/job/09/21.md

1.2 KiB

Tsy manan-tsiny aho

"tsy manam-pahadisoana aho"

ny momba tenako

"ny zava-mitranga amiko"

Tsy manova zavatra izany

"mitovy ihany" na "tsy mampaninona"

haringany miaraka ny olona tsy misy tsiny sy ny olona ratsy fanahy

"faranany avokoa ny rehetra, na ny tsy manan-tsiny na ny ratsy fanahy"

Raha hamono tampoka ny areti-mandringana

"raha mamely olona tampoka ny loza"

amin'ny fahorian'ny olona tsy manan-tsiny

Ny anarana "faoriana" dia azo atao ho matoanteny "ory." DH: "rehefa ampahoriana ireo olonatsy manan-tsiny"

Nomena ny tany

"Nomen'Andriamanitra ny tany"

ny tany

Eto, ny "tany" dia ampiasaina mba hanehoana ny olona ambonin'ny tany. DH: "Ny olon'ny tany"

teo an-tanan'ny

Eto, ny "tanana" dia sarin-tenin'ny "mifehy." DH: "eo amin'ny fifehezan'ny"

Andriamanitra manarona ireo tavan'ny mpitsara izany

Io fomba fiteny io dia midika fa Andriamanitra dia manala ireo mpitsaran'ny tany tsy ho afaka mitsara ny fahasamihafana eo aùmin'ny tsara sy ratsy. DH: "manajamba ny mpitsaran'izany Andriamanitra" na "Manala ny mpitsaran'izany amin'ny fitsarana marina Andriamanitra"

Fa raha tsy Izy no manao izany, dia iza ary?

"fa raha tsy Andriamanitra no manao ireo zavatra ireo, dia ho iza ho hanao ireo?"