plt_tn/job/09/13.md

553 B

ireo mpanampy an-dRahaba aza miondrika eo ambaniny

Eto "miondrika eo ambaniny" dia manamarika "fiaikena" na "faresena". DH: "potehiny mpanampin-dRahaba izy"

Rahaba

Ny teny hoe "Rahaba" eto dia manondro biby masiaka anaty ranomasina.

Koa mainka fa ahoana no hahafahako mamaly azy, hahafahako misafidy teny halahatra aminy?

Mametraka fanotaniana roa mitovy i Joba mba hanamafisana ny fisalasalany ny hanohitra an'Andriamanitra. Azo atao ho fanambarana ireo. DH: "Koa tsy afaka ny hamaly azy mihitsy aho na hisafidy teny handresen-dahatra azy."