plt_tn/job/08/21.md

753 B

Mbola ho fenoiny fiomehezana ihany ny vavanao, sy fihobiana ny molotrao

Manohy ny firesahana amin'i Joba. Ny teny hoe "izy" dia manondro an'Andriamanitra, ary "ianao" dia manondro an'i Joba. Mampita hevitra iray amin'ny alalan'ny fanambarana samihafa ny mpanoratra mba hampitana ny fifaliana izay hiainan'i Joba. "Hampifaly anao indray Andriamanitra."

fihobiana ny molotrao

Ny dika fenon'io andian-teny io dia fantatra any am-piandohan'ny fehezan-teny. "Hameno fifaliana ny molotrao amin'ny hiakam-pifaliana Andriamanitra."

Ireo izay mankahala anao dia hitafy henatra; ary tsy hisy intsony ny lain'ny ratsy fanahy

"Ho feno henatra ny tsy manana an'Andriamanitra; ho tapi-pisiana ny ratsy fanahy."

"intsony"

"Tsy haharitra" na "ho foana"