plt_tn/job/07/08.md

20 lines
1003 B
Markdown
Raw Permalink Blame History

This file contains ambiguous Unicode characters

This file contains Unicode characters that might be confused with other characters. If you think that this is intentional, you can safely ignore this warning. Use the Escape button to reveal them.

# Fampahafantarana aminny Ankapobeny :
Manohy mampiasa fampitoviana isaky ny andininy ny mpanoratra, mampita hevitra iray aminny fanambarana roa samihafa mba hanamafisana ny eritreritr'i Joba fa aorian'ny fahafatesany, dia tsy hahita azy intsony na Andriamanitra na ireo olona fantany.
# Ny mason'Andriamanitra, izay mahita ahy, dia tsy hahita ahy intsony
Nampiana ny teny hoe "Andriamanitra" io andian-teny io satria io dia mifono ny firesahan'i Joba amin'Andriamanitra. "Tsy hahita ahy intsony ny maso izay mahita ahy."
# ny mason'Andriamanitra dia ho eo amiko, saingy tsy hisy aho
"Hijery ahy ny masonao, kanefa tsy hisy akory aho.
# Tahaka ny rahona levona sy mihelina, dia toy izany koa no tsy hiakaran'izay midina any amin'ny Fiainan-tsy hita intsony
Mamaritra ny fahafatesana amin'ny teny hoe rahona mihelina i Joba. "Tahaka ny fihelin'ny rahona no fanjavonan'ny maty" na "Raha vantany ao am-pasana ianao dia tsy afa-miarina."
# Tahaka ny rahona levona
"Tahaka ny rahona misinda"