plt_tn/job/06/14.md

1.1 KiB

4Ho an'ny olona izay efa ho ketraka, ny fahatokiana no tokony hasehon'ny namany

"tokony ho tsara fanahy amin'ny olona mahatsapa tsy misy fanantenana ny namana"

na dia amin'izay nahafoy ny fahatahorana ny Tsitoha aza

"na dia mitsahatra manome voninahitra ny Andriamanitra tsitoha aza izy" (UDB) Ireo mety ho heviny dia 1) ny olona tsy matahotra an'Andriamanitra na 2) Tsy matahotra an'Andriamanitra ny namany

Fa ireo rahalahiko dia nahatoky tamiko tahaka ny ranotrambo any an'efitra

Mamaritra ireo namany ho toy ny renirano kely izay mety ritra tampoka sy tsy azo ianteherana i Joba.

tahaka ny lakan-drano izay mandalo fotsiny ihany

"tahaka ny korian-drano izay ritra"

izay maizina nohon'ny ranomandry ao amin'izy ireo

"izay maizina tahaka ny ranomandry"

ary tahaka ny oram-panala izay manafina ny tenany ao amin'izy ireo.

"ary ny oram-panala miafina ao amin'izy ireo" na "manjavona ao amin'izy ireo ny oram-panala"

rehefa levona izy ireo, dia manjavona

"rehefa mafana ireo, dia manjavona"

rehefa mafana, dia mitsonika am-pitoerana

"maina ireo rehefa mafana"