plt_tn/job/05/04.md

28 lines
1.1 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny
Ireto andininy ireto dia manohy ny fampitoviana nampiasaina farany, eto dia manamafy ny hevitry ny hoe 'ny zanaky ny olona adala dia tsy mandry fahalemana mihitsy' amin'ny fomba samihafa
# Ny zanany dia lavitry ny filaminana
ny "-ny" eto diamanondro ireo olona adala na ireo vahoaka adala ao amin'ny 5:1. DH: " Ny zanak'izy ireo dia tsy mandry fahalemana mihitsy"
# voatorotoro
Ny voatorotora eto dia mampiseho fampaoriana, very rariny, any amin'ny fitsarana. Io hevitra dia mety atao tso-drafitra. DH: "Misy mampaory azy ireo
# vavahadin'ny tanàna
Ny vavahadin'ny tanàna, izay toy mpitsara, dia toerana izay famahana fifandirana sy fanomezana fitsarana.
# Tsy misy olona hamonjy azy ireo
"Tsy misy olona hamonjy ny zanak'olona adala amin'ny zava-tsarotra"
# alain'izy ireo amin'ireo avy eny amin'ny tsilo mihitsy aza izany
Mety manondro ampahana saha angamba io, izay hanirian'ny vokatra ratsy, nohon'ny tsilo maniry ao.
# Ny mangetaheta misanasana vava amin'ny haren'izy ireo
Ny olona tia vola eto dia resahina toy ny hoe mangetaheta, ary ny harenan'ny olona adala dia resahina toy ny hoe zavatra azon'izy ireo sotroina.