plt_tn/job/03/25.md

12 lines
600 B
Markdown

# Fa ny zavatra izay natahorako dia tonga teo amiko; izay nampatahotra ahy dia tonga tamiko
Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy. DH: "Ny zavatra atahorako indrindra no nihatra tamiko" na "tanteraka ny zavatra atahorako indrindra"
# Tsy milamina aho, tsy mangina aho, ary tsy manana fitsaharana aho
Mampiseho ny alahelony amin'ny andian-teny telo misaratsaraka i Joba. DH: "Manahy mafy aho" na "mijaly ara-tsaina sy ara-batany"
# ny fahoriana indray no tonga
Ny fahoriana dia resahina toy ny hoe nisy zavatra iray tonga tamin'i Joba. DH: "Fa ny fahoriana indray no mampijaly ahy"