plt_tn/job/03/17.md

1.0 KiB

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny

Manova ny resany miala amin'ny fahafatesana mankany amin'ny fahavelomana i Joba aorian'ny fahafatesana.

Any no mitsahatra amin'ny fahoriana ny ratsy fanahy; any no mitsahatra ny reraka

Mampiasa fampitoviana i Joba mba hanamafisana fa ireo izay manetry tena dia hahita fitsaharana avy amin'ireo izay nampitondra zava-tsarotra azy.

Any no mitsahatra amin'ny fahoriany ny ratsy fanahy

Miresaka momba ny toerana izay handehanan'ny olona aorian'ny fahafatesana i Joba. DH: "Any amin'izany toerana izany, hitsahatra amin'ny fampitondrana fahoriana ny ratsy fanahy"

tsy mandre ny feon'ny mpampiasa izy ireo

Ny teny hoe "feo" eto dia fanoharana amin'ny hery izay ananan'ireo mpampiasa manoloana ireo andevo. DH: "Tsy ho eo ambany fifehezan'ireo mpampiasa intsony izy ireo"

ny olona kely sy ny lehibe

Io dia sarin-teny izay midika hoe "ny olona rehetre, na ny mahantra nany manan-karena."

ny mpanompo dia afaka amin'ny tompony

Ny mpanompo dia tsy terena hanompo ny tompony intsony.