plt_tn/job/03/15.md

32 lines
1.1 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny
Nanohy ny famisavisany ny amin'ny fahafatesana mialohan'ny nahaterahany i Joba
# Na efa nodimandry niaraka tamin'ireo andrian-dahy izay nanana volamena fahizay aho, izay nameno ireo tranony tamin'ny volafotsy. 16Na mety nateraka tsy tonga volana aho, toy ireo zaza izay tsy mbola nahita ny hazavana mihitsy
Io dia maneho ny zavatra izay mety ho niseho kanefa tsy niseho.
# efa nodimandry niaraka tamin'ireo andrian-dahy aho
"efa niara-nitsahatra tamin'ny andriandahy aho." (ULB) amin'io andian-teny io, ny teny hoe "nodimandry" sy "nitsahatra" dia teny mihaja mba hilazana ny hoe "tsy velona intsony."
# izay nanana volamena fahizay aho, izay nameno ireo tranony tamin'ny volafotsy
Mampiasa fampitoviana i Joba mba hanamafisana izay lazainy.
# Na mety ho teraka tsy tonga volana aho, toy ireo zaza izay tsy mbola nahita ny hazavana mihitsy
Mampiasa fampitoviana i Joba mba hanamafisana izay lazainy
# efa teraka tsy tonga volana aho
"Efa maty tao an-kiubon-dreniko aho"
# toy ireo zaza izay tsy mbola nahita ny hazavana mihitsy
"toy ireo zaza izay tsy teraka akory"
# zaza
"zazamena" na "zazakely"