plt_tn/job/03/13.md

731 B

Fa tahaka izay aho efa nandry am-pilaminana. Natory aho ary nitsahatra

Mampiasa fehezanteny roa i Joba mba hieritreretana raha mba nanahoana raha tsy teraka izy na maty teo am-piterahana.

Fa tahaka izay aho efa nandry am-pilaminana

Maka sary an-tsaina ny zavatra mety ho nitranga tany aloha i Joba kanefa tsy niseho araka ny voalaza etsy ambony. DH: "Tokony efa ho nandry am-pilaminana aho"

mandry am-pilaminana

"resin-tory, mandry am-piadanana"

ary efa nitsahatra

ny teny hoe hoe "mitsahatra" eto dia midika ho mandry am-piadanana, kanefa ihany koa tsy te hiaina ireo fanaintainana izay iainany Joba.

niaraka tamin'ireo mpanjaka sy ireo mpanolo-tsain'ny tany

"miaraka amin'ireo mpanjaka sy ireo mpanolo-tsainy"