plt_tn/job/02/12.md

598 B

nitazana

"mibanjina tsara" na " mijery tsara"

tsy nahafantatra azy izy ireo

Io dia mety midika fa ireo mpamangy an'i Joba tsy nahalala azy tamin'ny voalohany, raha nahita azy avy lavitra. Hafa tokoa noho ny mahazatra ny endrik'i Joba nohon'ny alahelo sy noho'ny fanaintainana mameno ny vatany. DH: "zara raha nahafantatra azy izy ireo"

Nanandratra ny feony izy ireo

"nitomany mafy izy ireo" na "nidradradradra mafy izy ireo"

nandrovitra ny akanjony

Io dia mariky ny fisaonana.

namafy vovoka teny amin'ny rivotra sy teo amin'ny lohany ihany ny tsirairay

Ireo dia mariky fisaonana