plt_tn/job/01/01.md

1.1 KiB

tanin'i Oza

Ny toerana mety hitombina dia 1) toerana iray any Edoma atsinana any amoron'ny ony Jordana any ho any amin'ny Jordana tandrefana ankehitriny na 2) toerana iray atsinanan'ny ony Eofrata any Iran ankehitriny.

tsy manan-tsiny sy mahitsy

Ny teny hoe "tsy manan-tsiny" sy "mahitsy" dia manome dika mitovy sy fanamafisana fa i Joba dia lehilahy marina. DH : "Nanao izay marina teo anatrehan' Andriamanitra izy."

izay natahotra an'Andriamanitra

"izay nanome voninahitra an'Andriamanitra"

nifady ny ratsy

Ny ratsy eto dia entina hilazana toerana iray izay ialan'ny olona mba tsy handehanana, raha tokony hoe fanaovana ny ratsy. DH: "nandà ny hanao ratsy"

zanakalahy fito sy zanakavavy telo

"zanakalahy 7 sy zanakavavy 3"

Nanana ondry fito arivo izy

"Nanana ondry 7.OOO izy"

rameva telo arivo

"rameva 3.000"

omby mivady avy diman-jato

"omby mivady 500"

lehibe indrindra

"ny manan-karena indrindra"

ireo olona Tatsinanana rehetra

Fanondroana ireo toerana izay any atsinanan'i Kanana. DH: "ny olona rehetra izay monina any amin'ny tany izay any andrefan'ny Kanana"