plt_tn/jhn/21/22.md

590 B

Hoy Jesosy taminy

"Hoy Jesosy tamin'i Petera"

Raha tiako hitoetra izy

Eto ny hoe "izy" dia maneho ilay "mpianatra izay tian'i Jesosy" tao amin'ny 21:20.

mandra-piaviko

Ity dia maneho ny fiavin'i Jesosy fanindroa, ny fiverenany avy any an-danitra ho eto an-tany.

midika inona izany aminao?

Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hitenenana mafy amin'ny halemem-panahy. DH: "tsy mahakasika anao izany" na "tsy tokony hiahiahy ny amin'izany ianao"

teo amin'ireo mpirahalahy

Eto ny hoe "mpirahalahy" dia maneho ireo mpanara-dia an'i Jesosy rehetra.