plt_tn/jhn/21/01.md

427 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Jesosy dia mampiseho ny tenany amin'ireo mpianatra teny amin'ny ranomasin'i Tiberiasy indray. Ny andininy faha-2 sy faha-3 dia milaza amintsika ny zavatra niseho tao amin'ny tantara mialohan'ny nisehoan'i Jesosy.

Taorian'ireo zavatra ireo

"fotoana fohy taty aoriana"

Didymo

Ity dia anaran-dehilahy izay midika hoe "kambana." Jereo ny nandikanao ity anarana ity tao amin'ny 11:15.