plt_tn/jhn/20/19.md

852 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ary dia hariva ny andro ka niseho tamin'ireo mpianatra Jesosy.

tamin'io andro io, andro voalohan'ny herinandro

Ity dia maneho ny andro alahady.

ireo varavarana izay nisy ireo mpianatra, dia nidy nohon'ny fatahorana ireo Jiosy

DH: "Nanakaton'ireo mpianatra ny varavarana tao amin'izay nipetrahan'izy ireo"

nohon'ny fatahorana ireo Jiosy

Eto ny hoe "ireo Jiosy" dia maneho ireo mpitarika Jiosy izay mety hisambotra ireo mpianatra. DH: "satria izy ireo natahotra fa ireo mpitarika Jiosy dia mety hisambotra azy ireo"

Fiadanana ho anareo

Ity dia fomba fiarahabana mahazatra izay midika hoe "Andriamanitra anie hanome fiadanana ho anareo"

nasehony azy ireo ny tanany sy ny lanivoany

Jesosy nampiseho ny ratrany tamin'ireo mpianany. DH: "Nasehony azy ireo ny olatra tamin'ny tanany sy ny lanivoany"