plt_tn/jhn/20/16.md

968 B

Rabôny

Ny "Rabôny" dia midika hoe Raby na mpampianatra amin'ny teny Aramika, ilay fitenen'i Jesosy sy ireo mpianany.

ireo rahalahiko

Ity dia nampiasan'i Jesosy mba hilazana ireo mpianany.

fa hiakatra any amin'ny Raiko sy Rainareo Aho, ary ny Andriamanitro sy Andriamanitrareo

Jesosy dia nitsangana tamin'ny maty ary naminany fa hiakatra ho any an-danitra, hiverina ho eo amin'ny Rainy, izay Andriamanitra. DH: "Izaho dia hiverina any an-danitra hiaraka amin'ny Raiko sy ny Rainareo, any amin'ilay Iray izay Andriamanitro sady Andriamanitrareo"

ny Raiko sy Rainareo

Ireoy dia fantsoana manan-danja izay mamaritra ny fifandraisana eo amin'i Jesosy sy Andriamanitra, ary eo amin'ireo mpino sy Andriamanitra.

Maria Magdalenina ary niteny ireo mpianatra hoe

Nandeha nankany amin'izay nisy an'ireo mpianatra Maria Magdalena ary niteny azy ireo izay hitany sy reny. DH: "Mary Magdalenina dia nankany amin'ny nisy ireo mpianatra ary nitantara azy ireo."