plt_tn/jhn/19/38.md

24 lines
827 B
Markdown

# Josefa avy ao Arimatia
Arimatia dia tanàna kely. DH: "Josefa dia avy any amin'ny tanàn'i Arimatia.
# nohon'ny fatahorana ireo Jiosy
Eto ny hoe "ireo Jiosy" dia milaza ireo mpitarika Jiosy izay manohitra an'i Jesosy. DH: "nohon'ny fatahorana ireo mpitarika Jiosy"
# raha afaka maka ny vatan'i Jesosy izy
Jaona dia milaza fa Josefa avy ao Arimatia dia te-handevona ny vatan'i Jesosy. DH: "fangatahana alalana ny haka ny vatan'i Jesosy teo amin'ny hazofijaliana ka mba handevona Azy"
# Nikodemosy
Nikodemosy dia iray tamin'ireo Fariseo izay nino an'i Jesosy. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 3:1.
# menaka manitra sy vahona
Ireo dia zava-manitra nampiasain'ny olona hikarakarana ny maty ho amin'ny fandevenana.
# Litatra
Ny iray litatra dia mitovy amin'ny 31 grama. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 12:1.