plt_tn/jhn/19/34.md

577 B

Ilay iray izay nahita izany

Ity fehezanteny ity dia manome fampahafantarana fototra ny amin'ny tantara. Jaona dia miteny amin'ireo mpamaky fa izy dia teo ka afaka mahatoky izay nosoratany isika.

nijoro vavombelona, ary marina ny fanambarany

Ny hoe "mijoro vavombelona" dia midika hoe milaza zavatra izay hitan'ny olona iray. DH: "niteny ny marina momban'ny zavatra hitany"

mba hinoanareo ihany koa.

Eto ny hoe "hinoanareo" dia midika hoe mametraka ny fahatokisan'ny olona iray ao amin'i Jesosy. DH: "ka mba hafahanareo mametraka ny fahatokisanareo ao amin'i Jesosy"