plt_tn/jhn/19/10.md

957 B

Tsy manana ambara amiko ve ianao?

Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hanehona ny fahatairan'i Pilato nahita an'i Jesosy tsy niaro tena. DH: "Tsy mampino Ahy hoe tsy mety miresaka amiko Ianao" na "Valio Aho!"

Tsy fantatrao ve fa manana fahefana hanafaka Anao aho, sy fahefana hanombo Anao?

Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hanamafisana ny hevitra. DH: "Ianao dia tokony mahafantatra fa izaho dia afaka manafaka Anao na mandidy an'ireo miaramilako hanombo Anao eo amin'ny hazofijaliana!"

fahefana

Eto ny hoe "fahefana" dia entina maneho ny fahaizana manao na mampitranga zavatra.

Tsy manana fahefana Amiko ianao raha tsy nomena anao avy any ambony izany

DH: "Ianao dia afaka manohitra Ahy satria Andriamanitra no namela anao afaka manao izany"

avy any ambony

Ity dia fomba anehoana an'Andriamanitra am-panajana.

nanolotra Ahy

Ity dia midika hoe nanolotra tamin'ny fahavalo.