plt_tn/jhn/17/22.md

765 B

Ny voninahitra izay nomenao Ahy, dia nomeko azy ireo

"Izaho dia nanome voninahitra ny mpanara-dia Ahy tahaka ny nanomezanao voninahitra Ahy"

mba ho iray izy ireo, tahaka ny maha iray antsika

DH: "mba afaka ataonao iray ihany izy ireo tahaka ny nanaovanao antsika ho iray ihany.

ka ho tena iray tanteraka tokoa izy ireo

"ka mba tena ho iray tanteraka izy ireo"

ho fantatr'izao tontolo izao

Eto ny "izao tontolo izao" dia entina maneho ireo olona izay mbola tsy mahafantatra an'Andriamanitra. DH: "ho fantatry ny olona rehetra"

nitia

Ity karazana fitiavana ity dia avy amin'Andriamanitra ary mifantoka amin'izay mahatsara ny hafa, na dia tsy mahazo tombony aza ianao. Izany karazana fitiavana izany dia mitsinjo ny hafa, na inona na inona nataony.