plt_tn/jhn/17/18.md

306 B

ho amin'izao tontolo izao

Eto ny teny hoe "izao tontolo izao" dia maneho ireo olona izay monina eto ambonin'ny tany. DH: "ho an'ireo olona eto amin'izao tontolo izao"

mba hanamasinana ny tenan'izy ireo amin'ny fahamarinana ihany koa

DH: "mba hanamasinana marina ny tenan'izy ireo ho Anao ihany koa"