plt_tn/jhn/17/12.md

1.1 KiB

nihazona azy ireo tamin'ny anaranao

Eto ny "anarana" dia maneho ny hery sy fiarovan'Andriamanitra. DH: "Nihazona azy ireo tamin'ny fiarovanao Aho"

tsy nisy very na dia iray aza, afa-tsy ny zanaky ny fahaverezana ihany

"ilay iray izay very teo amin'izy ireo dia ny zanaky ny fahaverezana ihany"

ny zanaky ny fahaverezana

Ity dia maneho an'i Jodasy, izay namitaka an'i Jesosy. DH: "Ilay iray izay efa hatrin'ny ela no nanapahanao hevitra ho potehina"

mba ho tenteraka ny Soratra Masina

DH: "mba hanatanteraka ny faminaniana momba Azy ao amin'ny Soratra Masina"

amin'izao tontolo izao

Ny hoe "izao tontolo izao" dia milaza ireo olona izay monina eto ambonin'ny tany.

hahatanteraka ny hafaliako ao amin'izy ireo

DH: "ka mba mety omenao fifaliana lehibe izy ireo"

nankahalain'izao tontolo izao izy ireo satria tsy avy amin'izao tontolo izao, tahaka Ahy tsy an'izao tontolo izao

Eto ny "izao tontolo izao" dia entina hanehoana ireo olona izay manohitra an'Andriamanitra. DH: "Ny olona izay manohitra anareo dia nankahala ireo mpanara-dia Ahy satria tsy an'ireo izay tsy mahatoky izy ireo, tahaka Ahy tsy azy ireo"