plt_tn/jhn/16/19.md

896 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy dia mbola manohy miresaka amin'ireo mpianany.

Izao ve no anontanianareo tena, dia ny tiko hambara amin'ny fitenenana hoe ... hahita Ahy ianareo'?

Jesosy mampiasa ity fanontaniana ity mba hampifantoana ireo mpianany amin'ny zavatra izay vao nolazainy, mba hafahany manazava bebe kokoa. DH: "Ianareo dia manontany tena ny amin'izay tiakao hambara raha nilaza Aho, ... hahita Ahy ianareo"

marina, dia marina tokoa

Adikao amin'ny fomba hanamafisan'ny fiteninao ity fa izay manaraka eo dia manan-danja sy marina. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 1:49.

fa izao tontolo izao kosa hifaly

Eto ny teny hoe "izao tontolo izao" dia milaza ireo olona izay manohitra an'Andriamanitra. DH: "fa ireo olona izay manohitra an'Andriamanitra dia ho faly"

kanefa ho lasa hafaliana izany alahelonareo izany

DH: "fa ny alahelonareo dia ho lasa hafaliana"