plt_tn/jhn/15/16.md

1.0 KiB

Tsy nifidy Ahy ianareo

Jesosy dia milaza fa tsy nifidy ny ho mpianany samirery ireo mpanara-dia Azy. DH: "Ianareo dia tsy nifidy ny ho mpianatro"

andeha ka hamokatra

Eto ny "hamokatra" dia sari-teny maneho ny fiainana izay ankasitrahan'Andriamanitra. DH: "hiaino ny fiainana izay ankasitrahan' Andriamanitra"

ary mba tokony hitoetra ny vokatrareo

"ary mba haharitra mandrakizay ny vokatr'izay ataonareo"

na inona na inona angatahinareo amin'ny Ray amin'ny Anarako, dia homeny anareo izany

Eto ny "anarana" dia maneho ny fahefan'i Jesosy. DH: "Satria Ahy ianareo, koa na inona na inona angatahinareo amin'ny Ray, dia homeny anareo izany"

Ny Raiko

Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.

Ireny zavatra ireny no andidiko anareo mba hifankatiavanareo

Ity karazana fitiavana ity dia avy amin'Andriamanitra ary maniry izay mahasoa ny hafa, na dia tsy mahazo tombony aza ianao. Izany karazana fitiavana izany dia mitsinjo ny hafa, na inona na inona nataony. DH: "Averiko aminareo indray izay efa nandidiko anareo hoe: mifankatiava ianareo."