plt_tn/jhn/14/28.md

614 B

nitia

Ity karazana fitiavana ity dia avy amin'Andriamanitra ary mifantoka amin'izay mahatsara ny hafa, na dia tsy mahazo tombony aza ianao. Izany karazana fitiavana izany dia mitsinjo ny hafa, na inona na inona nataony.

hankany amin'ny Ray Aho

Eto Jesosy dia milaza fa hiverina any amin'ny Rainy Izy. DH: "Izaho dia hiverina any amin'ny Ray"

ny Ray dia lehibe noho Izaho

Eto Jesosy dia milaza fa ny Ray dia manana fahefana lehibe kokoa noho ny Zanaka raha mbola eto an-tany. DH: "Ny Ray dia manana fahefana lehibe kokoa noho Izay ananako eto."

Ray

Ity dia iantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.