plt_tn/jhn/14/25.md

629 B

Mpampahery

Ity dia maneho ny Fanaha Masina. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 14:15.

Ray

Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.

amin'ny Anarako

Eto ny hoe "anarako" dia sari-teny izay maneho ny hery sy ny fahefan'i Jesosy. DH: "noho Izaho" na "noho ny amiko"

izao tontolo izao

Eto ny "izao tontolo izao" dia entina hilazana ireo olona izay tsy tia an'Andriamanitra.

Aza avela hangorohoro ny fonareo, ary aza matahotra.

"mangorohoro fo" dia fomba fiteny hilazana hoe tena manahy na matahotra. Eto Jesosy dia miresaka ny fo toy ny hoe olona izany. DH: "Atsaharo ny fanahiana, ary aza matahotra"