plt_tn/jhn/14/21.md

924 B

tia

Ity karazana fitiavana ity dia avy amin'Andriamanitra ary mifantoka amin'izay mahatsara ny hafa, na dia tsy mahazo tombony aza ianao. Izany karazana fitiavana izany dia mitsinjo ny hafa, na inona na inona nataony.

izay tia Ahy dia ho tiavin'ny Raiko koa

DH: "Ny Raiko dia ho tia ny olona rehetra izay tia Ahy"

Ny Raiko

Ity dia fantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.

Jodasy (tsy Iskariota)

Ity dia tsy ilay Jodasy avy any Keriota izay namadika an'i Jesosy, fa maneho mpianatra hafa izay Jodasy no anarany.

nahoana ianao no hiseho aminay

Eto ny teny hoe "hiseho" dia maneho ny fanambarana ny hatsaran'i Jesosy. DH: "nahoana no hasehonao aminay irery ihany ny tenanao" na "nahoana no izahay irery ihany no havelanao mahita ny hatsaranao?"

tsy amin'izao tontolo izao

Eto ny "izao tontolo izao" dia entina hilazana ny olona izay manohitra an'Andriamanitra. DH: "tsy ireo izay tsy an'Andriamanitra"