plt_tn/jhn/13/06.md

515 B

Tompo, hanasa ny tongotro ve Ianao?

Ny fanontanian'i Petera dia mampiseho fa izy dia tsy vonona ny ho sasain'i Jesosy ny tongony. DH: "Tompo, tsy mety Aminao ny manasa ny tongotro, izay mpanota!"

Raha tsy manasa ny tongotrao Aho, dia tsy manana anjara ato amiko ianao

Eto Jesosy dia mandresy lahatra an'i Petera mba hamela Azy hanasa ny tongony. Jesosy dia milaza fa tokony hamela Azy hanasa ny tongony Petera raha mbola te-hijanona ho mpianany izy. DH: "Raha manasa anao Aho, dia ho Ahy mandrakizay ianao"