plt_tn/jhn/12/39.md

268 B

nohamafisiny ny fon'izy ireo

Ity dia fomba fiteny izay midika fa Andriamanitra dia nahatonga azy ireo ho mafy loha. DH: "Izy dia nanao azy ireo ho mafy loha"

hahazo amin'ny fon'izy ireo

Ireo Jiosy dia nanao ny fo ho taova izay mahatonga ny fahatakaran-kevitra.