plt_tn/jhn/12/25.md

867 B

Izay tia ny fiainany dia hanary izany

Eto ny "tia ny fiainany" dia midika hoe manome lanja be be koa ny fiainan'ny tena manokana noho ny an'ny hafa. DH: "Na iza na iza manome lanja ny fiainany be be kokoa noho ny an'ny hafa dia tsy handray ny fiainana mandrakizay."

izay mankahala ny fiainany eto amin'izao tontolo izao kosa dia hitazona izany ho any amin'ny fiainana mandrakizay

Eto ny hoe "mankahala ny fiainany" dia maneho hoe manome lanja ny be be koa ny fiainan'ny hafa noho ny an'ny tenany manokana. DH: "Na iza na iza manome lanja ny fiainan'ny hafa tahaka ny an'ny tenany manokana dia hiaina miaraka amin'Andriamanitra mandrakizay"

ary izay hitoerako, dia ao ihany koa no hitoeran'ny mpanompoko

Jesosy dia milaza fa izay manompo Azy dia hiaraka aminy any an-danitra. DH: "rehefa any an-danitra Aho, dia hiaraka amiko any ihany koa ny mpanompoko."