plt_tn/jhn/11/49.md

754 B

nisy lehilahy iray tamin'izy ireo

Ity dia fomba fampidirana mpandray anjara vaovao ao amin'ny tantara. Raha manana fomba fanaovana izany ny fiteninao, dia hampisao eto.

Ianareo dia tsy mahalala na inona na inona

Ity dia filaza masaka izay nampiasain'i Kaiafa mba hanasongadinana ny heviny. DH: "Ianareo dia tsy mahatakatra ny zavatra miseho!" na "Ianareo dia miteny toy ny tsy mahafantatra na inona na inona!"

toy izay ny firenena manontolo no ringana

Kaiafa dia milaza fa ny tafika Romana dia hamono ny olona avy ao amin'ny firenena Jiosy raha havela ho velona sy hahatonga fikomiana Jesosy. Ny teny hoe "firenena" eto dia maneho ireo vahoaka Jiosy rehetra. DH: "toy izay ny tafika Romana no hamono ny olona rehetra ao amin'ny firenentsika."