plt_tn/jhn/11/36.md

720 B

fitiavany

Ity dia maneho ny fitiavana ara-pirahalahiana na fitiavan'olombelona ho an'ny namana sy fianakaviana.

Moa ve tsy hain'ity lehilahy ity, izay nampahiratra ny mason'ilay jamba, ny manao izay tsy ho nahafaty ity lehilahy ity koa?

Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hanehoana ny fahatairan'ireo Jiosy ny amin'ny tsy nanasitran'i Jesosy an'i Lazarosy. DH: "Izy dia afaka manasitrana olona jamba, koa tokony nahavita nanasitrana io lehilahy io Izy dia tsy maty io lehilahy " na "Satria tsy nanasitrana io lehilahy io Izy, dia mety hoe tsy tena nanasitrana ilay lehilahy jamba araka ny filazan'izy ireo!"

nampahiratra ny maso

Ity dia fomba fiteny. DH: "nanasitrana ireo maso"