plt_tn/jhn/11/10.md

777 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy dia mbola manohy miresaka amin'ireo mpianany.

raha mandeha amin'ny alina izy

Eto ny "alina" dia sari-teny ho entina maneho izay mandeha tsy miaraka amin'ny fahazavan' Andriamanitra.

tsy ao aminy ny fahazavana

Mety ho dikany: "Izy dia tsy afaka ahita" na "izy dia tsy manana ny fahazavan'Andriamanitra."

Resin-tory Lazarosy namantsika

Ny hoe "resitory" dia fomba fiteny hilazana fa maty Lazarosy. Raha manana fomba hilazana ity ny fiteninao, dia ampiasao eto izany

fa handeha Aho mba hafahako mamoha azy amin'ny torimaso

Ny teny hoe "mamoha azy amin'ny torimaso" dia fomba fiteny. Jesosy dia mampiseho ny fikasany hanangana an'i Lazarosy amin'ny maty. Raha manana fomba fiteny ho an'ity ny fiteninao, dia ampiasao eto.