forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
737 B
Markdown
20 lines
737 B
Markdown
# an-dafin'i Jordana
|
|
|
|
Jesosy dia teny ampitan'ny reniranon'ny Jordana. DH: "teny antsinanan'ny reniranon'i Jordana"
|
|
|
|
# ary nitoetra teo
|
|
|
|
Jesosy dia nijanona teny amin'ny sisin'ny antsinanan'i Jordana nandritry ny fotoana fohy. DH: "Jesosy dia nijanona teny nanditry ny andro maromaro"
|
|
|
|
# Jaona tsy mba nanao famantarana, fa ny zavatra rehetra nolazain'i Jaona momba io lehilahy io dia marina
|
|
|
|
"Marina fa tsy nanao famantarana Jaona, fa ny azo antoka dia marina izay nolazainy momban'io lehilahy izay manao famantarana io."
|
|
|
|
# famantarana
|
|
|
|
Izany dia fahagagana izay manaporofo fa marina ny zavatra iray na manome fahatokisana ny amin'ny olona iray.
|
|
|
|
# nino
|
|
|
|
Eto ny hoe "nino" dia midika hoe nanaiky na nahatoky an'izay notenenin'i Jesosy
|