plt_tn/jhn/10/01.md

511 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy dia mbola manohy miresaka amin'ireo Fariseo. Ity dia mbola isan'ny fizarana ao amin'ilay tantara izay nanaomboka tao amin'ny 9:35.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Jesosy dia manomboka manao fanoharana.

marina, dia marina tokoa

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:49 ity.

valan'ondry

Ity dia toerana voafefy fametrahan'ny mpiandry ondry ireo ondriny.

mpangalatra sy mpandroba

Ity dia fampiasana teny roa mitovy dika mba hanamafisana ny hevitra.