plt_tn/jhn/09/30.md

377 B

tsy fantatrareo izay niaviany

Gaga ilay lehilahy fa ireo mpitarika Jiosy dia nanontany ny fahefan'i Jesosy rehefa nahafantatra fa manana ny fahefana manasitrana Izy. DH: "tsy fantatrareo izay nahazoany ny fahefany"

tsy mihaino ireo mpanota Andriamanitra ... mihaino azy Izy

"tsy mamaly ny vavak'ireo mpanota Andriamanitra ... Andriamanitra dia mamaly ny vavaka nataony.