plt_tn/jhn/09/22.md

445 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ao amin'ny andininy faha-22 dia misy fihatoana amin'ny fizotry ny tantara raha manome fampahafantarana fototra momban'ny ray aman-drenin'ilay lehilahy izay natahotra ireo Jiosy.

natahotra ireo jiosy izy ireo

DH: "Izy ireo dia natahotra izay mety ho ataon'ireo mpitarika Jiosy amin'izy ireo"

Efa lehibe izy

"izy dia lehilahy" na "tsy zazakely intsony izy." Jereo ny nandikanao ity tao amin'ny 9:19.