plt_tn/jhn/09/08.md

216 B

Tsy ity ve ilay lehilahy nipetraka nangataka teto?

Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hanehoana ny fahatairan'ny vahoaka. DH: "Ity lehilahy ity dia ilay nipetraka sy nangataka teto!"