plt_tn/jhn/09/03.md

608 B

isika

Ny "isika" eto dia maneho an'i Jesosy sy ireo mpianatra resahany.

mazava ... alina

Eto ny "mazava" sy "alina" dia sari-teny. Jesosy dia mampitaha ny fotoana izay afahan'ny olona manao ny asan'Andriamanitra amin'ny andro atoandro, fotoana izay hiasan'ny olona raha ny tena izy, ary ny andro alina izay fotoana tsy afahan'ny olona manao ny asan'Andriamanitra.

fahazavan'izao tontolo izao

Eto ny "fahazavana" dia sari-teny ho an'ny fanambarana tena marin'Andriamanitra. DH: "Ilay Iray izay mampiseho hoe inona ny marina tahaka ny hazavana izay mamela ny olona hahita izay ao anatin'ny haizina"