plt_tn/jhn/08/45.md

813 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy dia manohy miresaka amin'ireo Jiosy.

satria milaza ny marina Aho

"satria milaza ireo zavatra marina momban'Andriamanitra Aho"

Iza aminareo no manameloka Ahy amin'ny fahotana?

Jesosy mampiasa ity fanontaniana ity mba hanamafisana fa Izy dia tsy mbola nanota mihintsy. DH: "Tsy misy aminareo afaka manaporofo fa efa nanota Aho!"

Raha milaza ny marina Aho

"Raha milaza zavatra marina Aho"

nahoana no tsy hinoanareo?

Jesosy mampiasa ity fanontaniana ity mba hibedesana ireo mpitarika Jiosy nohon'ny amin'ny tsy finoan'izy ireo. DH: "Tsy manana antony tokony tsy hinoana Ahy ianareo!"

ny tenin' Andriamanitra

Eto ny "teny" eto dia manambara my "hafatr'Andriamanitra." DH: "Ny hafatr' Andriamanitra" na "Ny fahamarinana izay tonga avy tamin'Andriamanitra"