plt_tn/jhn/08/39.md

782 B

rainay

"razambe"

Abrahama tsy nanao izany

"Abrahama dia tsy nihezaka hamono na iza na iza niteny azy ny fanambarana marina avy amin'Andriamanitra"

Ianareo dia manao ny asan'ny rainareo

Jesosy dia manambara fa ny rain'izy ireo dia ny devoly. DH: "Tsia! Ianareo dia manao ireo zavatra izay nataon'ny tena rainareo"

Tsy teraka tamin'ny fijangajangana izahay

Eto ireo mpitarika Jiosy dia milaza fa Jesosy dia tsy mahafantatra hoe iza no tena rainy. DH: "Izahay dia tsy mahafantatra ny mahakasika Anao, fa izahay dia tsy zaza sary" na "Izahay rehetra dia nateraka tamin'ny fanambadiana avokoa"

iray ihany ny Rainay: dia Andriamanitra

Eto ireo mpitarika Jiosy dia manambara an'Andriamanitra ho Rain'izy ireo ara-panahy. Ity dia fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra.